Le premier titre que le groupe a sorti: Voararabis. Un titre qui peut sembler... bizarre ou marrant c'est selon. Chacun le prendra de la manière dont il le voudra. "Voarara" parce que c'est l'objet même de la discussion et "Bis" , tout simplement parce qu'il y a déjà eu une chanson avec le même titre donc... on ne pouvait plus le prendre et pourtant on aime l'idée de l'interdit!
VOARARABIS
Manintona izy, mirentirenty
Miantso ahy, mila tsy ho tanty
Toa kintana mamirapiratra
Avo loatra nefa ka tsy takatra
Toa voninkazo iray mivelatra
Ny tsilony anefa handratra
Izy mantsy ialay voankazo voarara
Fankapanahy io fa tsy anjara
Ilay mpamadika ao anaty ny saha
Nambabo ahy ka nandrapaka aho
Mifamaofao an-dohako ao
Fanontaniana tiako ho valianao
Io volana io aza nahita izay natao
Niriko tsy hifarana ilay lalao
Saingy fankampanahy ka tratra aho
Marary fa lalina ilay ratra
Navaloko ilay tantarantsika fa tsy anjara
Saingy miverina manenjika ahy na dia efa voarara
Tsy te hahita na handre ny momba anao intsony
Tsy sitrana aho, Mbola marary
VOARARABIS
Manintona izy, mirentirenty
Miantso ahy, mila tsy ho tanty
Toa kintana mamirapiratra
Avo loatra nefa ka tsy takatra
Toa voninkazo iray mivelatra
Ny tsilony anefa handratra
Izy mantsy ialay voankazo voarara
Fankapanahy io fa tsy anjara
Ilay mpamadika ao anaty ny saha
Nambabo ahy ka nandrapaka aho
Mifamaofao an-dohako ao
Fanontaniana tiako ho valianao
Io volana io aza nahita izay natao
Niriko tsy hifarana ilay lalao
Saingy fankampanahy ka tratra aho
Marary fa lalina ilay ratra
Navaloko ilay tantarantsika fa tsy anjara
Saingy miverina manenjika ahy na dia efa voarara
Tsy te hahita na handre ny momba anao intsony
Tsy sitrana aho, Mbola marary